Raha ho nanoratra ho antsika velona ankehitriny re i Paoly Apostoly, dia ho toy inona re ny Epistily nosoratany e?
Lire la suite →Zanak’Andriamanitra marina
Fa nahoana moa aho no manao ny marina ? Nahoana no misy ny mifikitra amin’ny marina, na dia toa ahitany fahasahiranana mafy izany ?
Hoy ny Soratra Masina «Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany » (1Jaona 2.29)
Lire la suite →Ny fahamarinana manandratra ny firenena
Misy fotoana mahalasana eritreritra anao manao hoe: “Mbola tokony hiteny ihany ve aho? Mbola tokony hamerina ka hamerina hatrany ihany ny hafatra efa nalefa ve?” – satria tsy misy amin’izay tokony ho fantatry ny mpitondra sy ny manana fahefana rehetra, na izay tokony ho fantatry ny besinimaro, tsy efa fantany rahateo, raha ny vontoatiny no heverina.
Lire la suite →Mandresy ao amin’i Jesoa
Raha misy ny aretina toa vaovao
Zay mandripadripaka mafy amin’izao
Heveriko fa mbola ratsy noho izany
Lay efa taloha ‘zay nanimba ny tany
Ny fahalovan’ny fo sy ny saina
No areti-mandoza ‘zay tiana lazaina
Kolikoly no lasa toa fomba fanao
Ka ny vokany ratsy tsy voasandanao